2 Chronicles 18:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay iraka izay nandeha naka an’i Mikaia dia niteny taminy hoe: Indro, iray teny avokoa izao ny mpaminany ka samy milaza soa ho an’ny mpanjaka; koa miangavy anao aho, aoka re ny teninao mba ho tahaka ny an’ny iray amin’ireo ka mba mitenena soa koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay iraka lasa niantso an’i Mikea dia niteny taminy nanao hoe: «Efa iray teny, milaza soa ho an’ny mpanjaka avokoa izao ny mpaminany, ka aoka ny teninao mba hifanaraka amin’ny azy isany, mba milazà soa koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay iraka izay nandeha naka an’i Mikaià kosa dia niteny taminy hoe: –Indro efa iray teny avokoa izao ireo mpaminany, ka milaza soa ho an’ny mpanjaka; enga anie ny teninao mba ho tahaka ny azy, ka hilaza soa ihany koa!
Malagasy Bible 1865
Ary ilay iraka izay nandeha naka an'i Mikaia niteny taminy hoe: Indro. fa efa iray teny avokoa izao ny mpaminany, ka samy milaza soa ho an'ny mpanjaka: masìna ianao, aoka re ny teninao mba ho tahaka ny an'ny anankiray amin'ireo, ka mba mitenena soa koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay iraka izay nandeha naka an’i Mikaia dia niteny taminy hoe: Indro, iray teny avokoa izao ny mpaminany ka samy milaza soa ho an’ny mpanjaka; koa miangavy anao aho, aoka re ny teninao mba ho tahaka ny an’ny iray amin’ireo ka mba mitenena soa koa.
malagasy