2 Chronicles 18:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mikaia: Raha velona koa NY TOMPO dia izay lazain’Andriamanitro ihany no hambarako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’i Mikea: «Velona i Iaveh! Izay hambaran’Andriamanitra no holazaiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Mikaià hoe: –Velona ny TOMPO, ka mianiana aho fa izay lazain’Andriamanitra ihany no hambarako.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mikaia: Raha velona koa Jehovah, izay lazain'Andriamanitro ihany no hambarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mikaia: Raha velona koa NY TOMPO dia izay lazain’Andriamanitro ihany no hambarako.
malagasy
Dia hoy Mikaia: Raha velona koa Jehovah, izay lazain'Andriamanitro ihany no hambarako.