2 Chronicles 18:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa ny mpanjaka taminy: Impiry no hampianianako anao mba tsy hilaza na inona na inona amiko amin’ny anaran’NY TOMPO afa-tsy izay marina ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny mpanjaka taminy: «Impiry no iangaviako anao, mba tsy hilaza amiko hafa-tsy izay marina, amin’ny Anaran’i Iaveh ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy indray ny mpanjaka taminy: –Impiry moa no hampianianako anao mba tsy hilaza amiko afa-tsy ny marina ihany amin’ny anaran’ny TOMPO?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Impiry no hampianianako anao mba tsy hilaza na inona na inona amiko amin'ny anaran'i Jehovah afa-tsy izay marina ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa ny mpanjaka taminy: Impiry no hampianianako anao mba tsy hilaza na inona na inona amiko amin’ny anaran’NY TOMPO afa-tsy izay marina ihany?
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka taminy: Impiry no hampianianako anao mba tsy hilaza na inona na inona amiko amin'ny anaran'i Jehovah afa-tsy izay marina ihany?