2 Chronicles 18:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO: Iza no hamitaka an’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, handeha ho any Ramota-Gileada ka ho lavo any? Ary ny iray dia niteny toy izao ary ny iray hafa kosa dia niteny toy izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh: Iza no hanambaka an’i Akaba hiakarany any Ramôta any Galaada sy ho faty any izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny TOMPO nanontany hoe: «Iza no hitaona an’i Ahaba, mpanjakan’i Israely, handeha hanafika an’i Ramôta-Gilehada mba hahafaty azy any?» Ary samy nanana ny fomba famaliny avy ny tsirairay.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah: Iza no hitaona an'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, handeha ho any Ramota-gileada ka ho lavo any? Ary ny anankiray niteny toy izao, ary ny anankiray kosa niteny toy izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO: Iza no hamitaka an’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, handeha ho any Ramota-Gileada ka ho lavo any? Ary ny iray dia niteny toy izao ary ny iray hafa kosa dia niteny toy izao.
malagasy
Ary hoy Jehovah: Iza no hitaona an'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, handeha ho any Ramota-gileada ka ho lavo any? Ary ny anankiray niteny toy izao, ary ny anankiray kosa niteny toy izao.