2 Chronicles 18:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandroso ny fanahy iray ka nitsangana teo anatrehan’NY TOMPO sady niteny hoe: Izaho no hamitaka azy. Ary hoy NY TOMPO taminy: Amin’inona anefa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly izy ireo, nefa ny iray toy izao, ny iray toy izao. Tamin’izany dia nisy fanahy anankiray nandroso nankeo anatrehan’i Iaveh nanao hoe: Izaho no hanambaka azy. Ka hoy i Iaveh taminy: Hataonao ahoana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nandroso ka nitsangana teo anatrehan’ny TOMPO ny fanahy anankiray ary nanao hoe: «Izaho no hitaona azy.» Hoy kosa ny TOMPO hoe: «Amin’ny fomba ahoana?»
Malagasy Bible 1865
Dia nandroso ny fanahy ka nitsangana teo anatrehan'i Jehovah ary nanao hoe: Izaho no hitaona azy. Ary hoy Jehovah taminy: Amin'inona anefa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandroso ny fanahy iray ka nitsangana teo anatrehan’NY TOMPO sady niteny hoe: Izaho no hamitaka azy. Ary hoy NY TOMPO taminy: Amin’inona anefa?
malagasy
Dia nandroso ny fanahy ka nitsangana teo anatrehan'i Jehovah ary nanao hoe: Izaho no hitaona azy. Ary hoy Jehovah taminy: Amin'inona anefa?