2 Chronicles 18:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Handeha aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan’ny mpaminaniny rehetra. Dia hoy indray NY TOMPO: Ho voafitakao izy ka hahomby ianao; mandehana ka ataovy araka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navaliny: Hivoaka aho ka ho tonga fanahy mandainga eo am-bavan’ny mpaminany rehetra. Dia hoy i Iaveh taminy: Hanambaka azy tokoa ianao ary ho efanao tokoa izany. Koa mivoaha àry, ataovy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy: «Handeha aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan’ireo mpaminanin’i Ahaba rehetra.» Ary hoy indray ny Tompo: «Ho voataonanao tokoa izy, sady zavatra manavanana anao izany; ndeha àry ka ataovy.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Hivoaka aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan'ny mpaminaniny rehetra. Dia hoy indray Jehovah: Ho voataonanao ihany izy, ka hahatanteraka ianao; mivoaka ary, ka ataovy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Handeha aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan’ny mpaminaniny rehetra. Dia hoy indray NY TOMPO: Ho voafitakao izy ka hahomby ianao; mandehana ka ataovy araka izany.
malagasy
Dia hoy izy: Hivoaka aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan'ny mpaminaniny rehetra. Dia hoy indray Jehovah: Ho voataonanao ihany izy, ka hahatanteraka ianao; mivoaka ary, ka ataovy izany.