2 Chronicles 18:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, ankehitriny NY TOMPO efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao ireto ary Izy no efa nilaza ny loza hanjo anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa indro i Iaveh nanisy fanahy mandainga eo am-bavan’ireo mpaminany izay eto ireo. Ary i Iaveh efa nanonona loza hanjò anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, indro ny TOMPO efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao ireto, dia satria IZY mihitsy no efa nilaza ny loza hanjo anao.
Malagasy Bible 1865
Koa, indro, Jehovah efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan'ireto mpaminaninao ireto, ary Izy koa efa nilaza ny loza hanjo anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, ankehitriny NY TOMPO efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao ireto ary Izy no efa nilaza ny loza hanjo anao.
malagasy
Koa, indro, Jehovah efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan'ireto mpaminaninao ireto, ary Izy koa efa nilaza ny loza hanjo anao.