2 Chronicles 18:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanatona i Zedekia, zanak’i Kenana, dia namely ny takolak’i Mikaia sady niteny hoe: Taiza no lalana nialan’ny Fanahin’NY TOMPO tamiko mba hiteny aminao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanatona kosa i Sedesiasa zanak’i Kanaana, ka namely ny takolak’i Mikea nanao hoe: «Taiza no lalana nialan’ny fanahin’i Iaveh tamiko, hiteny aminao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nanatona an’i Mikaià i Tsedekià zanakalahin’i Kenahanà, ka namely tehamaina azy sady nanao hoe: –Niala tamiko ve ny Fanahin’ny TOMPO hiteny aminao?
Malagasy Bible 1865
Fa Zedekia, zanak'i Kenana, nanatona, dia namely ny takolak'i Mikaia sady nanao hoe: Taiza no lalana nialan'ny Fanahin'i Jehovah tamiko hiteny aminao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanatona i Zedekia, zanak’i Kenana, dia namely ny takolak’i Mikaia sady niteny hoe: Taiza no lalana nialan’ny Fanahin’NY TOMPO tamiko mba hiteny aminao?
malagasy
Fa Zedekia, zanak'i Kenana, nanatona, dia namely ny takolak'i Mikaia sady nanao hoe: Taiza no lalana nialan'ny Fanahin'i Jehovah tamiko hiteny aminao?