2 Chronicles 18:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mikaia: Indro, ho hitanao izany amin’ny andro hitetezanao efitrano mba hierenao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly i Mikea hoe: «Ho hitanao izany amin’ny andro handehandehananao isan’efitrano hierenao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Mikaià hoe: –Indro fa ho hitanao izany amin’ny andro izay hitsofotsofohanao efitrano mba hiery.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mitaia: Indro, ho hitanao izany amin'ny andro hidiranao ao amin'ny efi-trano anatiny hierenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mikaia: Indro, ho hitanao izany amin’ny andro hitetezanao efitrano mba hierenao.
malagasy
Dia hoy Mitaia: Indro, ho hitanao izany amin'ny andro hidiranao ao amin'ny efi-trano anatiny hierenao. [Na: hitsofotsofohanao amin'ny efi-trano]