2 Chronicles 18:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely: Sambory i Mikaia ka ento miverina ho any amin’i Amona, mpifehy ny tanàna, sy ho any amin’i Joasy, zanaky ny mpanjaka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjakan’i Israely: «Raiso i Mikea ka ento any amin’i Amôna, governoran’ny tanàna, sy i Jôasa zanaky ny mpanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny mpanjakan’i Israely dia nibaiko hoe: –Sambory i Mikaià, dia ento miverina any amin’i Amôna governoran’ny tanàna sy any amin’i Joasy zanako lahy
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjakan'ny Isiraely: Raiso Mikaia, ka ento miverina izy ho any amin'i Amona, komandin'ny tanana, sy ho any amin'i Joasy, zanaky ny mpanjaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely: Sambory i Mikaia ka ento miverina ho any amin’i Amona, mpifehy ny tanàna, sy ho any amin’i Joasy, zanaky ny mpanjaka
malagasy
Dia hoy ny mpanjakan'ny Isiraely: Raiso Mikaia, ka ento miverina izy ho any amin'i Amona, komandin'ny tanana, sy ho any amin'i Joasy, zanaky ny mpanjaka,