2 Chronicles 18:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary lazao hoe: Izao no lazain’ny mpanjaka: Ataovy ao an-tranomaizina Ilehio ka fahano mofom-pijaliana sy ranom-pijaliana izy mandra-piveriko soa amantsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
lazao hoe: Izao no lazain’i mpanjaka: Ataovy an-tranomaizina ity olona ity, ka mofom-pahoriana aman-dranom-pahoriana no amelomy azy, mandra-piveriko soa aman-tsara.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka lazao ireo fa baiko avy amiko ny hanaovana ity olona ity an-tranomaizina ary ny hamahanana azy mofo kely sy rano kely fotsiny mandra-piveriko soa aman-tsara.
Malagasy Bible 1865
ka lazao hoe: Izao no lazain'ny mpanjaka: Ataovy ao an-trano-maizina ilehity, ka fahano mofom-pahoriana sy ranom-pahoriana izy mandra-pahatongako soa aman-tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary lazao hoe: Izao no lazain’ny mpanjaka: Ataovy ao an-tranomaizina Ilehio ka fahano mofom-pijaliana sy ranom-pijaliana izy mandra-piveriko soa amantsara.
malagasy
ka lazao hoe: Izao no lazain'ny mpanjaka: Ataovy ao an-trano-maizina ilehity, ka fahano mofom-pahoriana sy ranom-pahoriana izy mandra-pahatongako soa aman-tsara.