2 Chronicles 18:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Mikaia: Raha toa ka ho tafaverina soa amantsara ianao dia tsy nampitenenin’NY TOMPO aho. Ary hoy koa izy: Samia mihaino izany ianareo, ry firenena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Mikea: «Raha tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy niteny tamin’ny alalako i Iaveh.» Sady nampiany hoe: «Samia mihaino izany ianareo vahoaka rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy kosa i Mikaià: –Raha tàhiny ka tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy nampitenenin’ny TOMPO aho tsy akory.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Mikaia: Raha tahìny ho tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy nampitenenin'i Jehovah aho tsy akory. Ary hoy koa izy: Samia mihaino izany, ry firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Mikaia: Raha toa ka ho tafaverina soa amantsara ianao dia tsy nampitenenin’NY TOMPO aho. Ary hoy koa izy: Samia mihaino izany ianareo, ry firenena rehetra.
malagasy
Fa hoy Mikaia: Raha tahìny ho tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy nampitenenin'i Jehovah aho tsy akory. Ary hoy koa izy: Samia mihaino izany, ry firenena rehetra.