2 Chronicles 18:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita an’i Josafata ireo lehiben’ny kalesy fitondra miady dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan’ny Israely. Dia nohodidininy izy mba hasiany, kanjo niantsoantso i Josafata ary namonjy azy NY TOMPO; eny, Andriamanitra nampiala ireo teo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita an’i Jôsafata ny komandin’ny an-kalesy, dia nanao hoe: «Inty tokoa ny mpanjakan’i Israely, sady nohodidininy hasiana izy.» Niantso mafy i Jôsafata dia novonjen’i Iaveh, ka nampanalavirin’Andriamanitra azy ny Sirianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahita an’i Jôsafata ireo komandin-kalesy, dia nihevitra azy ho ny mpanjakan’i Israely mihitsy. Dia nohodidininy hasiana izy; kanjo niantso vonjy kosa i Jôsafata, ka namonjy azy ny TOMPO Andriamanitra, ary nampiala ny fahavalo teo aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahita an'i Josafata ireo komandin'ny kalesy, dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan'ny Isiraely. Dia nohodidininy hasiany izy, ka dia niantsoantso Josafata, ary Jehovah namonjy azy; eny, Andriamanitra nampiala ireo teo aminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita an’i Josafata ireo lehiben’ny kalesy fitondra miady dia hoy izy: Iny mihitsy no mpanjakan’ny Israely. Dia nohodidininy izy mba hasiany, kanjo niantsoantso i Josafata ary namonjy azy NY TOMPO; eny, Andriamanitra nampiala ireo teo aminy.
malagasy