2 Chronicles 18:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’ireo lehiben’ny kalesy fitondra miady fa tsy izy no mpanjakan’ny Israely dia niverina niala taminy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa hitan’ny komandin’ny kalesy fa tsy ny mpanjakan’i Israely io, dia nivily niala taminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hitan’ireo komandin-kalesy fa tsy ny mpanjakan’i Israely io, dia nialany.
Malagasy Bible 1865
ary rehefa hitan'ireo komandin'ny kalesy fa tsy ny mpanjakan'ny Isiraely izy, dia niverina niala taminy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’ireo lehiben’ny kalesy fitondra miady fa tsy izy no mpanjakan’ny Israely dia niverina niala taminy ireo.
malagasy
ary rehefa hitan'ireo komandin'ny kalesy fa tsy ny mpanjakan'ny Isiraely izy, dia niverina niala taminy ireo.