2 Chronicles 18:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihamafy ny ady tamin’izany andro izany; ary notohanana ny mpanjaka mba hijoro teo amin’ny kalesiny nanatrika ny Arameana mandra-paharivan’ny andro ny mpanjakan’ny Israely; nefa nony efa hilentika ny masoandro dia maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihamafana ny ady tamin’izay andro izay, ary notohanana hitsangana manandrify ny Sirianina teo ambony kalesiny ihany ny mpanjakan’i Israely, mandra-paharivan’ny andro, fa nony efa hilentika ny masoandro dia maty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nihamafy ny ady tamin’izay andro izay, hany ka voatery nihafy ny mpanjakan’i Israely nitsangana teo amin’ny kalesiny, nanoloana ny tafika sirianina, mandra-paharivan’ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro, dia maty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nihamafy ny ady tamin'izany andro izany; ary ny mpanjakan'ny Isiraely nihafy nitsangana teo amin'ny kalesiny tandrifin'ny Syriana mandra-paharivan'ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro, dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihamafy ny ady tamin’izany andro izany; ary notohanana ny mpanjaka mba hijoro teo amin’ny kalesiny nanatrika ny Arameana mandra-paharivan’ny andro ny mpanjakan’ny Israely; nefa nony efa hilentika ny masoandro dia maty izy.
malagasy