2 Chronicles 18:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Josafata tamin’ny mpanjakan’ny Israely: Miangavy anao aho, anontanio aloha ny tenin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jôsafata tamin’ny mpanjakan’i Israely: «Miangavy anao aho hanontany izay tenin’i Iaveh ankehitriny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola niteny tamin’ny mpanjakan’i Israely indray i Jôsafata ka nanao hoe: –Mba anontanio aloha ny tenin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Josafata tamin'ny mpanjakan'ny Isirady; Masìna ianao, anontanio aloha ny tenin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Josafata tamin’ny mpanjakan’ny Israely: Miangavy anao aho, anontanio aloha ny tenin’NY TOMPO.
malagasy
Ary hoy Josafata tamin'ny mpanjakan'ny Isirady; Masìna ianao, anontanio aloha ny tenin'i Jehovah.