2 Chronicles 18:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy kosa anefa i Josafata: Moa tsy misy mpaminanin’NY TOMPO koa va eto mba hanontaniantsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy kosa i Jôsafata: «Tsy misy mpaminanin’i Iaveh intsony eto va, na dia iray aza, azontsika anontaniana Azy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy kosa i Jôsafata: –Moa tsy misy mpaminanin’ny TOMPO koa ve eto mba hanontaniantsika?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy kosa Josafata: Moa tsy misy mpaminanin'i Jehovah koa va eto mba hanontaniantsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy kosa anefa i Josafata: Moa tsy misy mpaminanin’NY TOMPO koa va eto mba hanontaniantsika?
malagasy
Ary hoy kosa Josafata: Moa tsy misy mpaminanin'i Jehovah koa va eto mba hanontaniantsika?