2 Chronicles 18:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso tandapa iray ny mpanjakan’ny Israely ka niteny taminy hoe: Antsoy haingana i Mikaia, zanak’i Jimla.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay ny mpanjakan’i Israely vao niantso eonòka anankiray, ka nanao taminy hoe: «Asaovy mankatỳ miaraka amin’izay i Mikea zanak’i Jemlà.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia niantso tandapa anankiray ny mpanjakan’i Israely, ka nandidy azy haka faingana an’i Mikaià zanakalahin’i Jimlà.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely niantso ny tandapa anankiray ka nanao taminy hoe: Alao faingana Mikaia, zanak'i Jimla.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso tandapa iray ny mpanjakan’ny Israely ka niteny taminy hoe: Antsoy haingana i Mikaia, zanak’i Jimla.
malagasy
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely niantso ny tandapa anankiray ka nanao taminy hoe: Alao faingana Mikaia, zanak'i Jimla.[Heb. ionoka]