2 Chronicles 19:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niverina soa amantsara ho any an-tranony tany Jerosalema i Josafata, mpanjakan’ny Joda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niverina soa aman-tsara ho any an-tranony ao Jerosalema i Jôsafata mpanjakan’i Jodà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina soa aman-tsara tao an-dapany, tao Jerosalema, i Jôsafata mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary Josafata, mpanjakan'ny Joda, niverina soa aman-tsara ho any an-tranony tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niverina soa amantsara ho any an-tranony tany Jerosalema i Josafata, mpanjakan’ny Joda.
malagasy
Ary Josafata, mpanjakan'ny Joda, niverina soa aman-tsara ho any an-tranony tany Jerosalema.