2 Chronicles 19:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa mba misy fahatsaram-panahy hita ihany aminao, fa noravanao tsy ho eo amin’ny tany ny tsangankazon-tsampy ho an’ny Aseraha, sady nampiomana ny fonao hitady an’Andriamanitra ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saingy mba nisy soa hita taminao ihany, fa nesorinao tamin’ny tany ny aserah ary niraiki-po tamin’ny fitadiavana an’Andriamanitra ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa misy hatsaram-panahy hita ihany aminao, satria nofoananao tsy ho eo amin’ny taninao ny tsatokazo fanajana an’i Aserà sady naronanao ny fonao hitady an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Nefa mba misy fahatsaram-panahy hita ihany aminao, fa noravanao tsy ho eo amin'ny tany ny Aseraha, sady nampiomana ny fonao hitady an'Andriamanitra ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa mba misy fahatsaram-panahy hita ihany aminao, fa noravanao tsy ho eo amin’ny tany ny tsangankazon-tsampy ho an’ny Aseraha*, sady nampiomana ny fonao hitady an’Andriamanitra ianao.
malagasy
Nefa mba misy fahatsaram-panahy hita ihany aminao, fa noravanao tsy ho eo amin'ny tany ny Aseraha, sady nampiomana ny fonao hitady an'Andriamanitra ianao.