2 Chronicles 19:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitoetra tany Jerosalema i Josafata; ary nandeha nitety ny olona indray izy hatrany Bery-Sheba ka hatrany amin’ny tany be havoana any Efraima ka nampiverina ny olona ho amin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitoetra tao Jerosalema i Jôsafata ary noteteziny indray ny vahoaka, hatrany Bersabea, ka hatrany amin’ny tendrombohitr’i Efraima, dia nampivereniny amin’i Iaveh Andriamanitry ny razany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoetra tao Jerosalema i Jôsafata; ary nandeha hitety vahoaka indray izy hatrany Beera-Seba ka hatrany amin’ny tendrombohitr’i Efraîma, ary nampiverina azy ho amin’ny TOMPO Andriamanitry ny razany.
Malagasy Bible 1865
Ary Josafata nitoetra tany Jerosalema; ary nandeha hitety ny olona indray izy hatrany Beri-sheba ka hatrany amin'ny tany havoan'i Efraima ary nampiverina ny olona ho amin'i Jehovah, Andriamanitry ny razany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitoetra tany Jerosalema i Josafata; ary nandeha nitety ny olona indray izy hatrany Bery-Sheba ka hatrany amin’ny tany be havoana any Efraima ka nampiverina ny olona ho amin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razany.
malagasy
[Ny nataon'i Josafata hahatsara ny fitondram-panjakana] Ary Josafata nitoetra tany Jerosalema; ary nandeha hitety ny olona indray izy hatrany Beri-sheba ka hatrany amin'ny tany havoan'i Efraima ary nampiverina ny olona ho amin'i Jehovah, Andriamanitry ny razany.