2 Chronicles 19:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanendry mpitsara tamin’ny tany izy, dia tamin’ny isan-tanàna mimanda manerana ny tanin’ny Joda,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanendry mpitsara amin’ny tany izy, amin’ny tanàna mimanda, amin’i Jodà, isan-tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanendreny mpitsara tamin’ny isan-tanànamimanda eran’ny tanin’i Joda
Malagasy Bible 1865
Ary nanendry mpitsara tamin'ny tany izy, dia tamin'ny isan-tanàna mimanda eran'i Joda,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanendry mpitsara tamin’ny tany izy, dia tamin’ny isan-tanàna mimanda manerana ny tanin’ny Joda,
malagasy
Ary nanendry mpitsara tamin'ny tany izy, dia tamin'ny isan-tanàna mimanda eran'i Joda,