2 Chronicles 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny tamin’izy ireo hoe: Tandremo izay hataonareo; fa tsy ho an’olona no hitsaranareo fa ho an’NY TOMPO, sady momba anareo ao amin’ny fitsarana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nilaza tamin’ny mpitsara izy nanao hoe: «Tandremo izay hataonareo, fa tsy ho an’olombelona no hitsaranareo, fa ho an’i Iaveh; izy no homba anareo rehefa mitsara ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nohafatrafarany hoe: –Tandremo izay hataonareo, satria tsy araka ny olona fa araka ny TOMPO no hitsaranareo; sady ny Tompo mihitsy no hiaraka aminareo rehefa mitsara ianareo.
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Tandremo izay hataonareo; fa tsy ho an'olona no hitsaranareo, fa ho an'i Jehovah, sady momba anareo ao amin'ny fitsarana Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny tamin’izy ireo hoe: Tandremo izay hataonareo; fa tsy ho an’olona no hitsaranareo fa ho an’NY TOMPO, sady momba anareo ao amin’ny fitsarana Izy.
malagasy
ka nanao taminy hoe: Tandremo izay hataonareo; fa tsy ho an'olona no hitsaranareo, fa ho an'i Jehovah, sady momba anareo ao amin'ny fitsarana Izy.