2 Chronicles 19:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka ho ao aminareo ny tahotra NY TOMPO; tandremo ka ataovy izany, fa tsy mba misy heloka amin’NY TOMPO Andriamanitsika, na fizahan-tavan’olona, na fandraisana kolikoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka aoka ho ao aminareo ny fahatahorana an’i Iaveh, ary tandremo ny asanareo, fa ao amin’i Iaveh Andriamanitsika, tsy mba misy tsy fahamarinana na fizahan-tavan’olona na fandraisan-kolikoly.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ho ao aminareo anie ny fanajana ny TOMPO! Tandremo sy ataovy izany, fa tsy tia heloka na fizahan-tavan’olona na fandraisan-kolikoly ny TOMPO Andriamanitsika.
Malagasy Bible 1865
Koa aoka ho ao aminareo ny tahotra an'i Jehovah; tandremo ka ataovy izany, fa tsy mba misy heloka amin'i Jehovah Andriamanitsika, na fizahan-tavan'olona, na fandraisana kolikoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka ho ao aminareo ny tahotra NY TOMPO; tandremo ka ataovy izany, fa tsy mba misy heloka amin’NY TOMPO Andriamanitsika, na fizahan-tavan’olona, na fandraisana kolikoly.
malagasy
Koa aoka ho ao aminareo ny tahotra an'i Jehovah; tandremo ka ataovy izany, fa tsy mba misy heloka amin'i Jehovah Andriamanitsika, na fizahan-tavan'olona, na fandraisana kolikoly.