2 Chronicles 19:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nandidy azy ireo izy hoe: Izao no hataonareo amin’ny fahatahorana NY TOMPO sy amin’ny fahamarinana ary amin’ny fo mahitsy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nanome didy izy nanao hoe: «Hataonareo amim-pahatahorana an’i Iaveh izany sy amim-pahamarinana ary amin’ny fo mahitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomeny baiko ireo ka nilazany hoe: –Izao no hataonareo noho ny fanajana ny TOMPO araka ny toetra mahatoky sy ny hitsimpo.
Malagasy Bible 1865
ka dia nandidy azy hoe: Izao no hataonareo amin'ny fahatahorana an'i Jehovah sy amin'ny fahamarinana ary amin'ny fo mahitsy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nandidy azy ireo izy hoe: Izao no hataonareo amin’ny fahatahorana NY TOMPO sy amin’ny fahamarinana ary amin’ny fo mahitsy:
malagasy
ka dia nandidy azy hoe: Izao no hataonareo amin'ny fahatahorana an'i Jehovah sy amin'ny fahamarinana ary amin'ny fo mahitsy: