2 Chronicles 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanisa olona fito alina ho mpitondra entana i Solomona, valo alina ho mpikapa hazo any an-tendrombohitra ary eninjato sy telo arivo ho mpifehy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanisa olona 70.000 i Salômôna hitondra ny entana, 80.000 hipai-bato eny an-tendrombohitra, ary 3.600 hitandrina an’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Salômôna nandray mpiasa 70 000 ho mpitondra entana, 80 000 ho mpipai-bato eny an-tendrombohitra, ary 3 600 ho mpifehy azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nanisa olona fito alina ho mpitondra entana Solomona ary valo alina ho mpikapa hazo eny an-tendrombohitra ary enin-jato amby telo arivo ho mpifehy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanisa olona fito alina ho mpitondra entana i Solomona, valo alina ho mpikapa hazo any an-tendrombohitra ary eninjato sy telo arivo ho mpifehy azy.
malagasy
Dia nanisa olona fito alina ho mpitondra entana Solomona ary valo alina ho mpikapa hazo eny an-tendrombohitra ary enin-jato amby telo arivo ho mpifehy azy.