2 Chronicles 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa i Hirama: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay nanao ny lanitra sy ny tany, noho ny nanomezany an’i Davida zanaka hendry, izay manana fahendrena sy fahalalana ka hanorina trano ho an’NY TOMPO sy lapa ho an’ny tenany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Hirama: Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitr’i Israely izay nanao ny lanitra sy ny tany, noho ny nanomezany an’i Davida zanaka hendry, malina, mazava saina, izay hanao trano ho an’i Iaveh ary trano-mpanjaka ho an’ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa i Hirama: «Hisaorana anie ny TOMPO Andriamanitr’i Israely, Izay nanao ny lanitra sy ny tany, noho ny nanomezany an’i Davida zanakalahy hendry, malina sy mahira-tsaina, ka hanao trano ho an’ny TOMPO sy lapa ho an’ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Hirama: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izay nanao ny lanitra sy ny tany, noho ny nanomezany an'i Davida zanaka hendry, izay manana fahendrena sy fahalalana, ka hanao trano ho an'i Jehovah sy lapa ho an'ny tenany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa i Hirama: Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, izay nanao ny lanitra sy ny tany, noho ny nanomezany an’i Davida zanaka hendry, izay manana fahendrena sy fahalalana ka hanorina trano ho an’NY TOMPO sy lapa ho an’ny tenany izy.
malagasy