2 Chronicles 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny indro, maniraka olona mahay zavatra sady manana fahalalana aho, dia i Hirama-Aby,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny dia indro irahiko ho atỳ aminao Ingahy Hirama, lehilahy mahay zavatra sady manan-tsaina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, indro irahiko atỳ aminao ny lehilahy anankiray manampahaizana sady mahira-tsaina, dia i Horama-Abỳ
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, indro, maniraka olona mahay zavatra sady manana fahalalana aho, dia Hiram-aby,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny indro, maniraka olona mahay zavatra sady manana fahalalana aho, dia i Hirama-Aby,
malagasy
Koa ankehitriny, indro, maniraka olona mahay zavatra sady manana fahalalana aho, dia Hiram-aby,[Na: Ikaky Hirama]