2 Chronicles 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo varimbazaha isan-karazany sy ny diloilo ary ny divay, izay nolazainao, tompokolahy, dia aoka hampanaterina ho atỳ aminay mpanomponao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny ny varimbazaha sy ny orja, mbamin’ny diloilo aman-divay, voalazan’ny tompoko, dia aoka hampitondrainy ny mpanompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny varimbazaha sy ny vary ôrza ary ny menaka sy ny divay izay nolazainao, ry andriamanjaka, dia aoka hampanaterinao ho atỳ aminay.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vary tritika sy ny vary hordea ary ny diloilo sy ny divay, izay nolazainao, tompokolahy dia aoka hampanaterina ho atỳ aminay mpanomponao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo varimbazaha isan-karazany sy ny diloilo ary ny divay, izay nolazainao, tompokolahy, dia aoka hampanaterina ho atỳ aminay mpanomponao;
malagasy
Ary ny vary tritika sy ny vary hordea ary ny diloilo sy ny divay, izay nolazainao, tompokolahy dia aoka hampanaterina ho atỳ aminay mpanomponao;