2 Chronicles 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary izahay dia hikapa hazo any Libanona araka izay rehetra tadiavinao; hofehezinay ka hampandehaninay mitsinkafona amin’ny ranomasina ho any Jopa ireny; fa ianao kosa no hampiakatra azy any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary dia hikapa hazo any Libàna, araka izay rehetra ilainao, izahay, sy handefa azy ambony zahatra amin’ny ranomasina hatrany Jôpe, dia ianao kosa no hampiakatra azy eo ho any Jerosalema.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izahay hikapa hazo any Libano araka izay rehetra ilainao; ary hatambatray ireny ka hampandehaninay mitsinkafona amin’ny ranomasina hatrany Jôpa. Ianao kosa no hampiakatra azy mankany Jerosalema.»
Malagasy Bible 1865
Ary izahay dia hikapa hazo any Libanona araka izay rehetra tadiavinao; ary hofehezinay ka hampandehaninay mitsinkafona amin'ny ranomasina ho any Jopa; ary ianao kosa no hitondra azy miakatra hankany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary izahay dia hikapa hazo any Libanona araka izay rehetra tadiavinao; hofehezinay ka hampandehaninay mitsinkafona amin’ny ranomasina ho any Jopa ireny; fa ianao kosa no hampiakatra azy any Jerosalema.
malagasy