2 Chronicles 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fito alina tamin’ireo dia nataony mpitondra entana, ny valo alina dia nataony mpikapa hazo any an-tendrombohitra, ary ny eninjato sy telo arivo dia nataony mpifehy hampiasa ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nalainy tamin’ireo ny 70.000 hitondra entana, ny 80.000 hipai-bato eny an-tendrombohitra, ary ny 3.600 nataony mpitandrina hampiasa ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny 70 000 dia nataon’i Salômôna mpitondra entana, ny 80 000 nataony mpipai-bato teny an-tendrombohitra, ary ny 3 600 nataony mpifehy ireo mpiasa ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fito alina tamin'ireo dia nataony mpitondra entana, ary ny valo alina nataony mpikapa hazo eny an-tendrombohitra, ary ny enin-jato amby telo arivo nataony mpifehy hampiasa ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fito alina tamin’ireo dia nataony mpitondra entana, ny valo alina dia nataony mpikapa hazo any an-tendrombohitra, ary ny eninjato sy telo arivo dia nataony mpifehy hampiasa ny olona.
malagasy
Ary ny fito alina tamin'ireo dia nataony mpitondra entana, ary ny valo alina nataony mpikapa hazo eny an-tendrombohitra, ary ny enin-jato amby telo arivo nataony mpifehy hampiasa ny olona.