2 Chronicles 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa iza no mahay manorina trano ho Azy? Fa ny lanitra ary ny lanitry ny lanitra aza tsy omby Azy. Iza moa aho no hanorina trano ho Azy, afa-tsy ny handoroana ditin-kazo manitra eo anatrehany ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iza aza moa no hahay manao trano ho Azy, fa ny lanitra sy ny lanitry ny lanitra aza tsy omby Azy? Ary iza moa aho no hanao trano ho Azy, afa-tsy ny mba handoroana zava-manitra eo anatrehany ihany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa iza no afaka manao tempoly ho Azy? Fa ny lanitra, na dia midadasika tokoa aza, tsy omby Azy. Ary iza aho no mihambo hanao tempoly ho Azy, afa-tsy toerana handoroana sorona hanetona eo anatrehany ihany!
Malagasy Bible 1865
Nefa iza no mahay manao trano ho Azy? Fa ny lanitra ary ny lanitry ny lanitra aza tsy omby Azy. Ka iza moa aho, no hanao trano ho Azy, afa-tsy ny handoroana ditin-kazo manitra eo anatrehany ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa iza no mahay manorina trano ho Azy? Fa ny lanitra ary ny lanitry ny lanitra aza tsy omby Azy. Iza moa aho no hanorina trano ho Azy, afa-tsy ny handoroana ditin-kazo manitra eo anatrehany ihany?
malagasy
Nefa iza no mahay manao trano ho Azy? Fa ny lanitra ary ny lanitry ny lanitra aza tsy omby Azy. Ka iza moa aho, no hanao trano ho Azy, afa-tsy ny handoroana ditin-kazo manitra eo anatrehany ihany?