2 Chronicles 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aniraho olon-kendry aho hiasa volamena, volafotsy, varahina, vy, kofehy volomparasy sy jaky ary manga, mbamin’izay mahay misokitra sary, mba hiara-miasa amin’ny olona manam-pahaizana manokana izay atỳ amiko atỳ Joda sy Jerosalema, izay efa nomanin’i Davida raiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny aho aniraho lehilahy anankiray miasa volamena amam-bolafotsy, sy varahina amam-by, jaky mena, lamba mena antitra sy jaky, ary mahay sarin-javatra sokirina, hiara-miasa amin’ireo olona mahay zavatra izay atỳ amiko atỳ Jodà sy Jerosalema, efa nomanin’i Davida raiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny àry, andefaso lehilahy anankiray manam-pahaizana manokana momba ny asa volamena sy volafotsy ary halimo sy vy aho, dia lehilahy havanana koa amin’ny famboarana lamba jaky sy menamena ary volomparasy sady havanana amin’ny asa sokitra; izy io no hiara-miasa amin’ireo mpahaikanto eto amiko atỳ Joda sy Jerosalema, izay efa nomanin’i Davida raiko.
Malagasy Bible 1865
Koa aniraho olon-kendry aho hiasa volamena sy volafotsy sy varahina sy vy sy volomparasy sy jaky ary manga, ary izay mahay misokitra manao sarin-javatra mba hiara-manao amin'ny olo-mahay zavatra izay atỳ amiko atỳ Joda sy Jerosalema, izay efa nomanin'i Davida raiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aniraho olon-kendry aho hiasa volamena, volafotsy, varahina, vy, kofehy volomparasy sy jaky ary manga, mbamin’izay mahay misokitra sary, mba hiara-miasa amin’ny olona manam-pahaizana manokana izay atỳ amiko atỳ Joda sy Jerosalema, izay efa nomanin’i Davida raiko.
malagasy