2 Chronicles 20:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indreo, ny taranak’i Amona sy i Moaba ary ny avy any an-tendrombohitra Seìra, dia ilay tsy navelanao hotafihin’ny Israely, fony izy nivoaka avy tany Ejipta ka nivily fa tsy nandringana azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ankehitriny, indreo ny taranak’i Amôna sy i Moaba mbamin-dry zareo avy any an-tendrombohitra Seira, izay tsy navelanao hidiran’i Israely fony izy avy any amin’ny tany Ejipta, ka nivily izy, fa tsy nandrava azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, indreo ny Hamônita sy ny Môabita ary koa ny Edômita avy any an-tendrombohitra Sehîra. Fony niala tany Ejipta ny Israelita razanay, dia tsy navelanao hanafika azy, ka nivily lalana fa tsy nandringana azy;
Malagasy Bible 1865
Koa indreo ny taranak'i Amona sy Moaba ary ny avy any an-tendrombohitra, Seira, dia ilay tsy navelanao hotafihin'ny Isiraely, fony izy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, ka nivily fa tsy nandringana azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indreo, ny taranak’i Amona sy i Moaba ary ny avy any an-tendrombohitra Seìra, dia ilay tsy navelanao hotafihin’ny Israely, fony izy nivoaka avy tany Ejipta ka nivily fa tsy nandringana azy;
malagasy