2 Chronicles 20:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa indreo, mamaly ratsy anay izy ka avy handroaka anay amin’ny lova nomenao anay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo indreo izy, ka ny handroaka anay hiala amin’ny lova nomenao hanananay kosa no valy omeny anay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa indreo izy namaly ratsy anay ka avy handroaka anay amin’ny tany nomenao ho fanananay.
Malagasy Bible 1865
nefa indreo izy mamaly ratsy anay ka avy handroaka anay amin'ny lova nomenao anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa indreo, mamaly ratsy anay izy ka avy handroaka anay amin’ny lova nomenao anay.
malagasy
nefa indreo izy mamaly ratsy anay ka avy handroaka anay amin'ny lova nomenao anay.