2 Chronicles 20:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Joda rehetra mbamin’ny vady aman-janany koa dia samy nijoro teo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jodà rehetra izany, nitsangana teo anatrehan’i Iaveh avokoa, hatramin’ny ankizy madinika mbamin’ny vady aman-janany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Jodeanina rehetra, mbamin’ny vadiny aman-janany koa, dia samy nitsangana nivavaka teo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Joda rehetra mbamin'ny vadiny aman-janany koa dia samy nitsangana teo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Joda rehetra mbamin’ny vady aman-janany koa dia samy nijoro teo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Ary ny Joda rehetra mbamin'ny vadiny aman-janany koa dia samy nitsangana teo anatrehan'i Jehovah.