2 Chronicles 20:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jahaziela, zanak’i Zakaria, zanak’i Benaia, zanak’i Jeiela, zanak’i Matania, levita amin’ny taranak’i Asafa, dia voatsindrin’ny Fanahin’NY TOMPO teo anivon’ny fiangonana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Jahaziela zanak’i Zakariasa zanak’i Banaiasa zanak’i Jehiela zanak’i Mataniasa, Levita, amin’ny taranak’i Asafa dia voatsindrin’ny Fanahy avy amin’i Iaveh teo afovoan’ny fiangonana teo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo anivon’izany vahoaka tafangona izany i Jahaziela, levita zanakalahin’i Zakarià sy zafin’i Benaià sy zafiafin’i Jehiela ary zafindohalik’i Matanià sady anisan’ny taranak’i Asafa, dia voatsindrin’ny Fanahin’ny TOMPO,
Malagasy Bible 1865
Ary Jahaziela, zanak'i Zakaria, zanak'i Benaia, zanak'i Jeiela, zanak'i Matania, Levita amin'ny taranak'i Asafa, dia voatsindrin'ny Fanahin'i Jehovah teo amin'ny fiangonana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jahaziela, zanak’i Zakaria, zanak’i Benaia, zanak’i Jeiela, zanak’i Matania, levita* amin’ny taranak’i Asafa, dia voatsindrin’ny Fanahin’NY TOMPO teo anivon’ny fiangonana
malagasy
Ary Jahaziela, zanak'i Zakaria, zanak'i Benaia, zanak'i Jeiela, zanak'i Matania, Levita amin'ny taranak'i Asafa, dia voatsindrin'ny Fanahin'i Jehovah teo amin'ny fiangonana