2 Chronicles 20:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny hoe: Mihainoa ianareo, ry Joda rehetra sy ry mponina eto Jerosalema, ary ianao, ry Josafata mpanjaka: Izao no lazain’NY TOMPO aminareo: Aza matahotra na mivadi-po ny amin’ireo olona betsaka ireo, fa tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao hoe: «Mampandria sofina, ry Jôsafata mpanjaka! Izao no lazain’i Iaveh aminareo: Aza matahotra na manam-badi-po eo anatrehan’ireo vahoaka be ireo, fa tsy anareo ity ady ity, fa an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niteny hoe: –Mihainoa tsara ianareo, ry Joda iray manontolo sy ry mponin’i Jerosalema, ary indrindra ianao, ry Jôsafata mpanjaka. Izao no lazain’ny TOMPO aminareo: «Aza matahotra na mivadi-po ny amin’io tafika goavana io, fa tsy anareo ny ady, fa Ahy Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
ka nanao hoe: Mihainoa ianareo, ry Joda rehetra sy ry mponina any Jerosalema, ary ianao, ry Josafata mpanjaka: Izao no lazain'i Jehovah aminareo: Aza matahotra na mivadi-po ny amin'ireo olona betsaka ireo, fa tsy anareo ny ady, fa an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny hoe: Mihainoa ianareo, ry Joda rehetra sy ry mponina eto Jerosalema, ary ianao, ry Josafata mpanjaka: Izao no lazain’NY TOMPO aminareo: Aza matahotra na mivadi-po ny amin’ireo olona betsaka ireo, fa tsy anareo ny ady fa an’Andriamanitra.
malagasy