2 Chronicles 20:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rahampitso dia midìna hiady aminy ianareo; fa indreo, hiakatra amin’ny fiakarana Ziza izy; ary ianareo dia hahita azy eo amin’ny faran’ny lohasahan-driaka tandrifin’ny tany efitr’i Jeroela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Midìna ianareo hamely azy rahampitso, fa indro izy hihazo amin’ny havoan’i Sisa, ary ho hitanareo erỳ amin’ny faran’ny lohasaha tandrifin’ny efitra Jeroela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rahampitso dia midîna hiady amin’ny fahavalonareo izay miakatra amin’ny fiakarana Hatsitsa izao. Ianareo kosa hahita azy eo amin’ny faran’ny lohasahan-driaka tandrifin’ny taniefitr’i Jeroela.
Malagasy Bible 1865
Rahampitso dia midìna hiady aminy ianareo; fa, indreo, hiakatra amin'ny fiakarana Ziza izy; ary ianareo hahita azy eo amin'ny faran'ny lohasahan-driaka tandrifin'ny efitr'i Jeroela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rahampitso dia midìna hiady aminy ianareo; fa indreo, hiakatra amin’ny fiakarana Ziza izy; ary ianareo dia hahita azy eo amin’ny faran’ny lohasahan-driaka tandrifin’ny tany efitr’i Jeroela.
malagasy
Rahampitso dia midìna hiady aminy ianareo; fa, indreo, hiakatra amin'ny fiakarana Ziza izy; ary ianareo hahita azy eo amin'ny faran'ny lohasahan-driaka tandrifin'ny efitr'i Jeroela.