2 Chronicles 20:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niankohoka tamin’ny tany i Josafata; ary ny Joda sy ny mponina rehetra tany Jerosalema koa dia niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO ka nivavaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niankohoka tamin’ny tany i Jôsafata, niankohoka teo anatrehan’i Iaveh koa i Jodà rehetra sy ny mponina ao Jerosalema mba hivavaka amin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niankohoka tamin’ny tany i Jôsafata; ary ny Jodeanina rehetra sy ny mponin’i Jerosalema koa dia niankohoka teo anatrehan’ny TOMPO mba hitsaoka AZY.
Malagasy Bible 1865
Dia niankohoka tamin'ny tany Josafata; ary ny Joda sy ny mponina rehetra tany Jerosalema niankohoka teo anatrehan'i Jehovah koa ka nivavaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niankohoka tamin’ny tany i Josafata; ary ny Joda sy ny mponina rehetra tany Jerosalema koa dia niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO ka nivavaka.
malagasy
Dia niankohoka tamin'ny tany Josafata; ary ny Joda sy ny mponina rehetra tany Jerosalema niankohoka teo anatrehan'i Jehovah koa ka nivavaka.