2 Chronicles 20:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana hidera NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, tamin’ny feo mahery indrindra, ny levita, taranaky ny Kehatita sy taranaky ny Koraìta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Levita amin’ny taranak’i Kaata, amin’ny taranak’i Kôre nitsangana, hankalaza an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, tamin’ny feo mahery sy avo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsangana kosa ny levita, anisan’ny tarika kehatita sy kôrahita, mba hidera ny TOMPO Andriamanitr’i Israely, tamin’ny feo mafy tokoa.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana ny Levita, taranaky ny Kehatita sy taranaky ny Koraita, mba hidera an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamin'ny feo mahery indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana hidera NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, tamin’ny feo mahery indrindra, ny levita, taranaky ny Kehatita sy taranaky ny Koraìta.
malagasy
Dia nitsangana ny Levita, taranaky ny Kehatita sy taranaky ny Koraita, mba hidera an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamin'ny feo mahery indrindra.