2 Chronicles 20:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana ny taranak’i Amona sy i Moaba ka namely ny avy any an-tendrombohitra Seìra ary namono sy nandringana azy; nony voaringany ny mponina tany Seìra dia nifandringana ihany koa izy samy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny taranak’i Amôna sy i Moaba nitsangana nanohitra ny mponina any an-tendrombohitra Seira hamono sy handringana an’ireo; nony tapitra naringana ny mponina any an-tendrombohitra Seira dia izy samy izy indray no nifanampy nifandringana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsangana ny Hamônita sy Môabita hamely ny Edômita, ka namono nahafaty sy nandringana azy; ary nony voaringan’izy roa tonta ny Edômita, dia izy samy izy kosa avy eo no nifandringana.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana ny taranak'i Amona sy Moaba namely ny avy any an-tendrombohitra Seira ka namono sy nandringana azy; ary nony voaringany ny mponina tany Seira, dia nifandringana kosa izy samy izy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana ny taranak’i Amona sy i Moaba ka namely ny avy any an-tendrombohitra Seìra ary namono sy nandringana azy; nony voaringany ny mponina tany Seìra dia nifandringana ihany koa izy samy izy.
malagasy