2 Chronicles 20:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga teo amin’ilay fitazanana any an-tany efitra ny Joda dia nijery ireo olona betsaka ireo izy, koa indreo, nisy faty niampatrampatra tamin’ny tany satria tsy nisy afa-nandositra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga teo amin’ny fitoeran’ny mpiambina mahatazana ny efitra i Jodà, dia nitodika irerỳ vahoaka be, dia faty niampatrampatra tamin’ny tany no hany hitany, fa tsy nisy afa-nandositra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga teo amin’ilay toerana fitazanana ny taniefitra ireto Jodeanina, dia nijery ity tafika goavana; ka indreo faty niampatrampatra tamin’ny tany no hitany, fa tsy nisy afa-nandositra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga teo amin'ilay fitazanana any an-efitra ny Joda, dia nijery ireo olona betsaka ireo izy, koa, indreo, nisy faty niampatrampatra tamin'ny tany, fa tsy nisy afa-nandositra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga teo amin’ilay fitazanana any an-tany efitra ny Joda dia nijery ireo olona betsaka ireo izy, koa indreo, nisy faty niampatrampatra tamin’ny tany satria tsy nisy afa-nandositra.
malagasy
Ary nony tonga teo amin'ilay fitazanana any an-efitra ny Joda, dia nijery ireo olona betsaka ireo izy, koa, indreo, nisy faty niampatrampatra tamin'ny tany, fa tsy nisy afa-nandositra.