2 Chronicles 20:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina ny lehilahy rehetra amin’ny Joda sy Jerosalema ary nitarika azy tamin’ny fifaliana hankany Jerosalema indray i Josafata, fa NY TOMPO nampifaly azy ny amin’ny fahavalony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao niainga amin-kafaliana ny lehilahy rehetra amin’i Jodà sy i Jerosalema notarihin’i Jôsafata hiverina any Jerosalema, fa nofenoin’i Iaveh hafaliana ny amin’ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mponin’i Jerosalema sy ny Jodeanina hafa rehetra izay teo ambany fitarihan’i Jôsafata dia niainga hiverina any Jerosalema indray tamim-pifaliana, satria ny TOMPO efa nampifaly azy fony nafahany tamin’ny fahavalony.
Malagasy Bible 1865
Koa dia niverina ny lehilahy rehetra amin'ny Joda sy Jerosalema, ary Josafata nitarika azy hankany Jerosalema indray tamin'ny fifaliana, fa Jehovah nampifaly azy ny amin'ny fahavalony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina ny lehilahy rehetra amin’ny Joda sy Jerosalema ary nitarika azy tamin’ny fifaliana hankany Jerosalema indray i Josafata, fa NY TOMPO nampifaly azy ny amin’ny fahavalony.
malagasy
Koa dia niverina ny lehilahy rehetra amin'ny Joda sy Jerosalema, ary Josafata nitarika azy hankany Jerosalema indray tamin'ny fifaliana, fa Jehovah nampifaly azy ny amin'ny fahavalony.