2 Chronicles 20:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niditra tao Jerosalema nitondra valiha sy lokanga ary trompetra izy ka nankao amin’ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny feom-baliha sy harpa ary trômpetra no nidirany teo Jerosalema nankany amin’ny tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga tany Jerosalema izy nombàn’ny feom-baliha sy lokanga ary trompetra, ka nankao an- tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tany Jerosalema izy nitondra valiha sy lokanga ary trompetra ka nankao an-tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niditra tao Jerosalema nitondra valiha sy lokanga ary trompetra izy ka nankao amin’ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
Ary tonga tany Jerosalema izy nitondra valiha sy lokanga ary trompetra ka nankao an-tranon'i Jehovah.