2 Chronicles 20:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahazo ny fanjakana rehetra manodidina ny fahatahorana an’Andriamanitra, nony reny fa NY TOMPO no niady tamin’ny fahavalon’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azon’ny tahotra an’i Iaveh ny fanjakana rehetra amin’ny tany, nony nandre fa hoe: i Iaveh no niady tamin’ny fahavalon’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary azon’ny tahotra an’Andriamanitra ny fanjakana rehetra manodidina, rehefa nandre fa ny TOMPO no niady tamin’ny fahavalon’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahatahorana an'Andriamanitra nahazo ny fanjakana rehetra manodidina, nony efa reny fa Jehovah no niady tamin'ny fahavalon'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahazo ny fanjakana rehetra manodidina ny fahatahorana an’Andriamanitra, nony reny fa NY TOMPO no niady tamin’ny fahavalon’ny Israely.
malagasy
Ary ny fahatahorana an'Andriamanitra nahazo ny fanjakana rehetra manodidina, nony efa reny fa Jehovah no niady tamin'ny fahavalon'ny Isiraely.