2 Chronicles 20:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natahotra i Josafata ka nanatrika tsara hitady NY TOMPO sady niantso andro fifadian-kanina ho an’ny tanin’ny Joda rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raiki-tahotra i Jôsafata ka dia ny hangata-bonjy amin’i Iaveh no nahatapahan’ny heviny, ary nanendry andro fifadian-kanina hataon’i Jodà rehetra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia natahotra i Jôsafata ka nanapa-kevitra hanontany ny TOMPO sady niantso andro fifadian-kanina manerana an’i Joda manontolo.
Malagasy Bible 1865
Dia natahotra Josafata ka nanatrika tsara hitady an'i Jehovah sady niantso andro fifadian-kanina ho an'ny tanin'ny Joda rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natahotra i Josafata ka nanatrika tsara hitady NY TOMPO sady niantso andro fifadian-kanina ho an’ny tanin’ny Joda rehetra.
malagasy
Dia natahotra Josafata ka nanatrika tsara hitady an'i Jehovah sady niantso andro fifadian-kanina ho an'ny tanin'ny Joda rehetra.