2 Chronicles 20:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandry fehizay ny fanjakan’i Josafata; fa nomen’Andriamaniny fiadanana tamin’ny manodidina rehetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nandry feizay ny fanjakan’i Jôsafata, ary nomen’Andriamaniny fiadanana tamin’ny manodidina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandry feizay ny fanjakàn’i Jôsafata, satria nomen’Andriamanitra fiadanana tamin’ny sisin-tany manodidina izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nandry fahizay ny fanjakan'i Josafata; fa nomen'Andriamaniny fiadanana tamin'ny manodidina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandry fehizay ny fanjakan’i Josafata; fa nomen’Andriamaniny fiadanana tamin’ny manodidina rehetra izy.
malagasy
Ary nandry fahizay ny fanjakan'i Josafata; fa nomen'Andriamaniny fiadanana tamin'ny manodidina izy.