2 Chronicles 20:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha tamin’ny lalana nalehan’i Asa rainy izy ka tsy niala tamin’izany fa nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha tamin’ny lalana nalehan’i Asà rainy izy, ka tsy nivily tamin’izany, fa nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaraka ny toetran’i Asà rainy izy, ka tsy niala tamin’izany fa nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha tamin'ny lalana nalehan'i Asa rainy izy ka tsy niala tamin'izany, fa nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha tamin’ny lalana nalehan’i Asa rainy izy ka tsy niala tamin’izany fa nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO;
malagasy
Ary nandeha tamin'ny lalana nalehan'i Asa rainy izy ka tsy niala tamin'izany, fa nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah.