2 Chronicles 20:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa tsy mba noravana ireo toerana fanaovana sorona; fa ny olona dia tsy mbola nampitodika ny fony hitady ny Andriamanitry ny razany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saingy ny fitoerana avo no tsy voarara, ary ny vahoaka no mbola tsy niraiki-po mafy tamin’ny Andriamanitry ny razany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny toeram-panasinana tsy voafongotra, hany ka tsy mbola niraiki-po mafy tamin’ilay Andriamanitry ny razany ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny fitoerana avo tsy mba noravana; fa ny olona tsy mbola nampiomana ny fony hitady an'Andriamanitry ny razany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa tsy mba noravana ireo toerana fanaovana sorona; fa ny olona dia tsy mbola nampitodika ny fony hitady ny Andriamanitry ny razany.
malagasy
Kanefa ny fitoerana avo tsy mba noravana; fa ny olona tsy mbola nampiomana ny fony hitady an'Andriamanitry ny razany.